1. |
Fototra
04:03
|
|
||
2. |
Oay
03:41
|
|||
3. |
||||
Tanjaka ny harenanay
‘de ho entinay miaraka ye !
Monkon-doha mitolona,
firaisana mavesa-danja e !
Zorinay ny dia mirindra,
ho asandratray tsy ho disadisa e !
Ho sakana ho an’iza n’iza,
zay o tonga hamingavinga e
Rombo !
(Rombo…)
Sarompiaro anay raha angala ny anay
Omby gasy lava tandroka anay
Soradia no efa lalaovinay
fahendrena razana no hanatray
Feo maherinay no hasandratinay,
Feon’ny Maki manako anay
Vonona ny latsa-drà ndatinay
fandefera misy fetra ho anay
hatezerana, haromontana, oay !
Mikorina anaty hafanana, hay !
‘Te hifoha ‘lay biby ao anatinay
Tonga hanandroka ‘lay fahavalo, ‘mbay !
(Rombo…)
‘tsy zakan’lah rah midona !
|
||||
4. |
LohArano
04:40
|
|||
5. |
Andriambavitany
03:07
|
|||
6. |
Tempo
02:50
|
LohArano Antananarivo, Madagascar
LohArano's style is a merge of rock and malagasy ternary rhythms that result in a new sound of metal.
A fusion of metal, alternative rock, groove, punk & rap. Sounds like “Rage Against the Machine”, “System of Down” or “Pantera”
Streaming and Download help
If you like LohArano, you may also like:
Bandcamp Daily your guide to the world of Bandcamp